Trompe bouchée : andramo ireto fangaro ireto

 

SAFIDY IREO KA IZAY NO HATAOVY NA MORA HITA !

1/ THÉ LAVANDE NA DOUCHE LAVANDE
1 Tasse d’eau chaude
2 Cuillères à café de lavande
Alonao mandritra ny 10 mn dia sotroina afaka mampiasa tantely fa tsy siramamy atao manomboka ny règle ary tohizina h@ faran’ilay règle  iny .


DOUCHE LAVANDE 

belamod

  • Mampangotraka rano 1 vilany
  • Asina LAVANDE 2 sotro
  • Araraka ao anaty baignoire na bassine
  • Milona ao enao rehefa matimaty fa tsy hitsovaka @ rano mangotraka eo akory
  • Manao slip ilay ohatran’ny voaly ireny mba tsy hidiran’ilay faikana lavande ao @ vagin sokafy ny fe .
  • Rehefa vita zay manao slip coton mafana ary pataloha mafana dia mibonika eny ampandriana
  • Tsy mandeha any rivotra na mivoaka ny trano ihany koa.
  • Après une heure vao mivoaka eo enao !
  • Izay no atao isan’andro mandritra 15 à 21 jrs


3/ ALAMO + CHARBON + MIEL

Pierre-dAlun-naturelle

  • Totoinao ilay charbon fandrahona sakafo iny sakafo iny ary ilayAlamo
  • Rarahanao ilay tantely kely avy eo osoranao eo @ ilay faritra misy trompe bouchée iny
  • Mandritra ny 2h izay no
  • Atao isan’andro mandritra 15 à 21 jrs

3/ GINGEMBRE & COMPRESSE

gingembre

  • 2 Cuillères à café ilay gingembre râpée
  • Atao anaty compresse !
  • Tsy mifidy andro na date na cycle ny fomba fidebouchena trompe
  • Maharitra mandritra ny 5 à 10 jrs ilay traitement atao

Atao ao anaty vagin alohan’ny hatory ary ny maraina vao esorina tao

TSY MANAO AZY REHEFA REGLE ARY ATAO PENDANT 5 À 10 ANDRO TSY AN-KIATO

 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE