Te hiala sigara mafy?

FOMBA HIALANA @ SIGARA

ZAVATRA ILAINA

1/2 Pamplemousse
1/2 Orange
30 ml d’huile de noix de coco (diloilo coco)
5 gr d’origan
20 ml de thé camomille
30 ml d’huie jojoba
30 ml d’huile d’olive  

FIKARAKARANA

Potserinao miaraka ireo orange & pamplemousse dia hafangaronao miaraka ireo atao lasa pâte

Tehirizinao @ boîte kely mety hoentinao mandeha2 eny  rehetra eny

Ka rehefa re hifoka sigara enao dia maka kely ary ataonao eo @ orinao(nez) iny

Mba tsy hifoanao sigara tsony!

 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE