Kambo-tsinay : ny fitsamboana natoraly

FOMBA FITSABOANA NY APPENDICITE NATORALY NA KAMBO-TSINAY
ITANAO ENY @ MPIVAROTRA TAPAKAZO AKAIKY ANAO AVY IREO

Ireto avy ny zavatra hilainao

1/ Sakamalao sahabo 2 cm
2/ Tsotsorin’angatra fakany 2 sahabo ho 5cm
3/ Sirahazo 1 sotro kely
4/ Sisaken’omby tsy lany 1 tanana
5 / Rano 1L

  • Afangaro ireo dia tenehana
  • Atao very sasaka ary misotro
  • 1/2 tasse café 3/jr

Atao mandritra ny 5 andro tsy tapaka
MIRARY FAHASALAMANA HOAN’IZAY TSY SALAMANA REHETRA!

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE