Homamiadana: Chimiothérapie natoraly

NOHO ILAY FAHABETSAHANY NY HOMAMIADANA(CANCER) DIA ALEO TSIKA MBA HANAO CHIMIOTHÉRAPIE MIARAKA @ RADIOTHÉRAPIE @ TRAITEMENT NATUREL NDRAY ARY OH!

Zavatra tsotra sy mora hita avy no zavatra ilaina @ zany! 

 1 Pomme verte
1 Bouquet d’ortie (anatsilo na anapatsa)
2 Carottes
1/2 Chou (laisoa)

FIKARAKARANA

Mixena miaraka ireo ary afaka ary raha tsy maintsy mampiasa rano dia 1/2 verre ihany no afaka hampiasana aminy!

Misotro 3 à 4 fois par jour pendant un mois

1 verre isakin’ny misotro
Mirary fahasalamana ho anareo ary
MBA HO FANAMPIANAO NY HAFA DIA PARTAGEO ARY EH

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE