HÉMOROÏDE : Inona atao ahoana ny hitsaboana azy?

 


 SAFIDY IREO FA TSY NDRAY ATAO 

huile-d-ail-gousses

1/ ✔ AIL & HUILE D’OLIVE
Totona ilay Ail dia ary afangaro @ ilay huile d’olive avy eo hatao suppositoire ao @ ilay hémorroïde iny !

d20e1b60a36a7f2f31e6c6b75213eab3

2/ ✔ ALOE VERA (VAHONA)
Osorana vahona 3 fois par jour ilay hémorroïde

curcuma-epices-martinique

3/ ✔ CURCUMA
Atao suppositoire ilay poudre curcuma iny

belamod

4) AIL & L’EAU CHAUDE
Teteho atao rondelle ilay ail ary rehefa avy nangotraka ilay rano,dia hafangaroy dia manaova hevoka ambany

5/ ✔ REHEFA MIPOTSAKA DIA MAKÀ SERVIETTE CHAUDE ARY HIPETRAO MBA HAMPIVERINA AZY !
NB: Rehefa mivoka ilay hémorroïde dia fadio ny mampiasa papier toilette fa mampiasa zavatra malemilemy na misasà

 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE