FOMBA FITSABOANA NY NONO

FOMBA FITSABOANA NY NONO

Nono manaintaina , Misy kyste , misy cancer etc…

 NONO MANAINTAINA

Maka carotte enao dia rapena ary ilay ranony iny no miaraka @ faikany osoranao eo @ ilay nono

Avelanao mandritra ny 30 mn na 1h vao sasana @ rano matimaty

Atao 2 fois par jour tsy mifidy fotoana


2/ LAISOA (CHOU)

Mitovy @ carotte ihany ny fampiasa Azy

Na totoinao na placena @ zao eo


3/ ALOR VERA (VAHONA)

Osorana ilay gel ihany koa

 Ary mitovy foana ny ora sns


NONO MISY KYSTE 

Mampangotraka

Brocolis 1

Rano 1,5L ary

A tao rano fisotro isan’andro


NONO MISY CANCER  (CANCER DU SEIN)

4 Cuillères à soupe d whisky
1 verre d’eau
4 voakazo 4 Zay tianao
1 gel @ raviny 1 ny vahona 


Mixenao miaraka ireo dia avela milona

Mandritra 10 jours vao mampiasa azy enao


FOMBA FAMPIASA AZY

1 cuillère à soupe matin à jeun

1 cuillère à soupe le soir
Misotro mandritra ny 10 jours tsy tapaka

Mijanona mandritra ny 10 jours

Mamerina ndray 10 jours
Mirary fahasalamana

 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE