Fomba fanamboarana Viagra naturel

ZAVATRA NATURELS TSY MISY EFFETS SECONDAIRES ZANY!

 

ZAVATRA ILAINA

3 Tranches de pastèque
1 Citron jaune
1 Citron vert
10 pièces de fraise  


FIKARAKARANA
Mixena ny pastèque  avy eo harotsaka ilay fraise ary potserina mitokana ilay citron zay vao mixena miaraka ndray!

FAMPIASANA AZY
Sotroina 30 minutes avant na 1h avant ny rs ilay jus

Faharetany tanjakanao dia maharitra 24h à 48h

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE