Fomba famotsiana Vagin sy Anal

 

 

POMME DE TERRE
Tetehanao atao rondelle ilay Ovy dia kosehanao eo @ ilay misy mainty iny atao mandritra ny 5mn par jour


 JUS DE CITRON
Potserinao citron 1/2 citron dia maka coton kosehanao moramira mandritra ny 5 mn ihany koa na ilay 1/2 citron iny tonga dia hikosehanao azy! Kobanina avy eo


JUS DE CONCOMBRE
Rapenao ilay concombre mba azahoanao ranony avy
eo maka cotondia kosehana @ iny mandritra ny 5 mn dia sasana avy eo


***HO AN’NY LEHILAHY NDRAY

TOROHEVITRA HAFA NDRAY RAHA TSY MAHITA ILAY BEURRE DE KARITÉ INY NAREO 
Manalava ny pénis. Longueur & largeur

ZAVATRA ILAINA

  • 1 sotro d’huile d’olive
  • 1 morceau de beurre

FIKARAKARANA

Hepona ilay beurre dia hafangaro ireo

Iny no hatao fanaovana massage isan’andro2 mijanona @ mesure tianao 

Ny massage dia 6 mn isakiny maraina & ariva

 

***MANADIO VAGIN & ANAL NA MANAFOTSY IHANY KOA
Osorana huile d’olive ilay faritra tianao ho fotsy

Avelanao mandritra ny 1h avy eo Maka 1/2 citron dia rarahanao vovotsira ilay 1/2 citron iny

Kosehanao moramora mandritra ny 5 mn avy eo sasana

Hosoranao eau de rose ny farany .

Izay no hataonao mandritra ny 1 semaine
Mazotoa ary oh!
HO FANAMPIANAO DIA PARTAGEO ARY 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE