Santé

leo_semente_abbora

  -be otrik’aina ary manankarena vitamine Indrindra ny vitamine E Vitamine B6 Manadio ny ao anaty Misoroka ny aretin’ny « prostate »sy tsara hoanin’ny lehilahy 40 taona mahery eo. Mahatsara ny tatavia sy ny vehivavy izay hitsahatra fadim-bolana. Mahatsara ny fomba fiasan’ny fo sy mampihena ny taan’ny « cholestérol » Mampiena rari-tsaina sy manampy ireo olona mitaintain-dava sy tsy […]

5-huiles-essentielles-pour-dire-adieu-aux-maux-de-ventre-10831412anahq

  Mahasitrana aretina maro ny ravin-goavy noho ireo singa mahasoa ao anatiny toy ny “flavonoïdes” ny “polyphénols”, ny “tanins” … Izany no mahatonga azy mitsabo sy manampy hisoroka aretina maro toy ny hoe : misoroka aretin-koditra, mitsabo aretin-kibo toy ny mivalana, mampihena ny tahan’ny siramamy sy ny kolesteroly any anatin’ny rà, miady amin’ny kohaka sy […]

177788975

  Tsy tsara loatra ny miankin-doha amin’ny fihinanana fanafody raha toa ka fanaintainana na aretina tsotsotra no mahazo. Sery vitan’anamalaho tokoa ka tsy hamonoana vantotra akoho. Karazana akora sy sakafo 7 mahavonjy tampoka ao anatin’ny fanaintainana ireto atoro anao ireto. 1. Silaka jirofo : atao ao anatin’ny nify misy lavaka ka manaintaina be. 2. Tantely […]

epi-de-mais-8278

  Mahasoa ny fahasalamana ny volon-katsaka. Manadio ny anaty izy satria mampivalan-drano. Mety tsara ho an’ireo izay voan’ny « infection urinaire » ny misotro azy. Atoro anao ny fomba fikarakarana azy mba hahazoana ny tombony rehetra avy aminy Akora ilaina : Rano 1 litatra Tantely Ranom-boasarimakirana Volon-katsaka 4 sf Fikarakarana : Atao ao o anaty […]

les-vertus-therapeutiques-du-corossol

Ravina corrosol 10 lena na maina ampangotrahana@ rano 3 vera Rehefa 1 vera sisa de bataina Sotroina indroa isanandro mandritra ny 1 volana . 2 herinandro dia mahita vokany Raha tena cancéreux dia 3 volana misesy misotro foana. Raha tena phase final de extrait mihintsy no atao izany hoe mankany ampotony dia maka raviny lena […]

belamod

  Ahitana vitamine betsaka, indrindra ny vitamine C ary tena be otrik’aina Manakarena fer -mamono kankana sy mahatsara tsinay Mampitony tazo(maka ravina 15g dia ampangotrahina @ rano 3 vera,avela hangatsiaka,sot roina in-3 isan’andro) Mahatsara ,manalefaka ny hoditra sy miaro amin’ny main’ny masoandro(voasana ary azo hosorana mivantana @ hoditra) Mahatsara ny voa Manamafy ny taolana Mahatsara […]

11969-cancer_du_sein

  Ambara ombieny ombieny fa isan’ireo aretina tena mahafaty vehivavy voalohany eto amintsika ny homamiadan’ny nono. Aleo misoroka toy izay mitsabo, ka isan’ireo fisorohana io areti-mandoza io ny « auto-palpation des seins », na fitsapana ny nono samy irery. Hijerena sao misy mivonto Antoka mampitombo ny taha hahasitranan’ny homamiadan’ny nono ny fanaovana « auto-palpation des […]

img_comment_traiter_l_acne_legere_911_orig

  Betsaka ireo torohevitra entina eto hanadiovana ny tarehy efa simban’ny mony fa ahoana kosa raha sorohana dieny mialoha ny fipoitrany? Amin’ny alalan’ny fihinanana ireto sakafo ireto no ahafahana manao izany. Dite maitso Ny “antioxidant” ao anatin’ity dite maitso dia manampy betsaka amin’ny fisorohana ny fipoiran’ny mony satria ahafahan’ny vatana miady amin’ireo “radicaux libres” izay […]

belamod

1)-Ny Goatra dia fivontosana hita eo amin’ny tenda afovoany. 2)- Tsy fahampian’ny IODA no mahatonga io. 3)- Tsy manaranaka ny Goatra, fa mitovy ny sakafo hoanin’ny fianakaviana iray, 4)- Ny haingana indrindra dia sira misy IODA ampiasaina,misoratra eo amin’ny fonosana izany. 5)- Ny sakafo ahitana azy indray:Ny karazana trondro rehetra! Indrindra ny avy any amin’ny […]

belamod

Tsara ho an’ny olona voan’ny diabeta -mahatsara ny fitadidiana(memoire) Ny vehivavy mihoatra ny 45 taona dia entanina hihinana ity menaka oliva ity. Manamafy ny taolana sy mahafaka ny aretina mpahazo ny vanin-taolana. Mahatsara volo,mampamiratra azy(aloan’ny hanasana loha dia hosory menaka oliva,zay vao sasao @ shampoing mahazatra anao). Maka menaka oliva antsasaky ny kopy Ranona voasarimakirana […]