Santé

1912312-inline

Valim-panadihadiana medikaly, navoakan’ny profesora Ingrid Fleisher, avy ao amin’ny oniversite ao Hambourg, no nilaza fa raha te hihena ny vehivavy dia mila manome fahafinaretana ny lehilahy amin’ny alalan’ny vava no sady mitelina ny tsirinaina, rehefa miray ara-nofo. Nambaran’ity profesora ity fa mampihena avo 2 heny , mihoatra ny ezaka fampihenam-batana hafa, ireo fomba 2 ireo. […]

Fotolia_65704664_XL

1)-Raha marary Tenda: -1/4Vera tantely+1/4 rano matimaty+3 sotro Vinaigre de cidre+1/4 sotro kely safoina(poivre).Afangaro tsara ireo ka: 1Sotro kely Maraina,Atoandro,Hariva. . 2)-Mikoha maina: -Asio Vinaigre de Cidre 1 sotro kely ny ondana. . 3)-Tongotra na Ranjo vizana: -Atao ity fomba ity 5mn vao mifoha,5mn alohany hatory .Rano matimaty atao anaty Koveta,atao hatreo amin’ny kitrokely+4sotro Vinaigre […]

oeufs_de_caille1

Betsaka ny tombotsoa azo avy amin’ny fihinana ny œuf de caille ary ohatra amin’izany ireto . – Fahatomobanan’ny fandimbolana – Filaminan’ny saina ho an ‘ny olona stréssé lava – Mety tsara amin’ny olona mora reraka sa mangatsiaka tranon-jaza – Natao ho an’ny olona maray fo sy misy rano ny lamosina – Manatsara ny mémoire (fitadidiana) […]

calendrier-chinois-le-sexe-de-bebe-fille-ou-garcon-lmhm8y3axr2slw9lbycay9432iycwl1ct29ewbc3o0

1. Regime lahy kely: _ Zava-pisotro: dite (thé), kafe, ranom-boakazo, “eau minerales salés (vichy) _ Hena: izay tiana _ Trondro : azo hanina tsara afa tsy ny hazan-dranomasina _ Atody, fromazy ary ronono: tsy mahazo mihinana (voarara) _ Legioma : ovy, olatra (champignons), artichauds, tsaramaso maina (fotsy), lentilles, “pois secs, katsaka, soja _ Mofo sy […]

1100682001_c2261a5e26_z

  Tsy tokony mihinan-kena be ts dia oe ts hihinan-kena foana fa mba tsy dia matetika loatra Mihinana lasopy tongotr’omby rehefa akaiky ny andro hiterahana; mba hanome elasticite bebe kokoa ny muscles rehetra. Voaporofo ny siansa fa tena marina tokoa. Atao calme tsara ny respiration surtout 1 mois avant accouchement Aza kizitina Aza tenda kanina […]

chewing-gum-femme

“ Tsy azo atelina ny siligaoma fa mahafaty, mankarary, mahakenda” Be dia be ireo ohatra ataon’ny ray aman-dreny hampitàna amin’ny zanaka fa tsy azo hanina hatramin’ny farany ny siligaoma. Betsaka ihany, araka izany no manontany tena hoe : tena tsy azo atelina tokoa ve ny siligaoma ? Miraikitra ao amin’ny vavony na tsinay tokoa ve […]

2n0rcig

RATINA AKONDRO no indro hozarainay aminao izy io dia ravina akondro efa maina be ka eo @ vatany matetika no ahitana azy!! Ravinakondro efa le maina be zany izy io !! Ka nde ho fantarina eto @ conseils et partage hoe inona no zava_tsoa entiny Maro no azo ampiasaina azy io na eo amin’ny fanaovana […]

baby-eating-solid-food

Mila hery kokoa ny zazakely entina miatrika ny ririnina, raha mitaha amin’ny olon-dehibe. Araka izany , tsy maintsy atao mitondra hery sy kaloria betsaka kokoa noho ny mahazatra ny sakafony , hanoherany ny hatsiaka, ny mikraoba sy sy ny virosy rehetra… Sakafo be kaloria : Sakafo be kalôria no tena ilainy, toy ny lasopy matevina […]

savoir-si-enceinte

  Misy akony betsaka any amin’ny fiforonan’ny atodinaina ny sakafo hanina, raha te hahazo zaza. Legioma maina, trondro, karazana “cereales” … Sakafo tahaka ny ahoana no hanina rehefa raha te hahazo zaza ? Manaraka « régime » Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fananahana ny sakafo. Sakafo mandrisika ny famokarana sy manatsara ny kalitaon’ny atodinaina […]

Sels-daluminium

Tombotsoa azo avy amin’ny alamo ankoatry ny fampiasana azy hanalana fofona ao ambany helika. 1-Natoraly kokoa Fantaro ary fa tsara kokoa noho ny “déodorant” hatsifitra sy ahosotra ny alamo satria tena natoraly izy. Ny fomba fanamboarana azy fotsiny no mila iangaliana tsara mba tsy hisian’ny faritra fotsy be mijanona eo amin’ny hoditra na hiparitahan’ny alamo […]