Santé

Green vegetable juice with celery stalk

    ZAVATRA ILAINA 300 grs de céleri 600 grs de pomme 400 grs de concombre 2 Bouquets de persil 1/2 Citron Mixena ireo ary afaka mampiasa rano kely 1/2 verreمإندأ enao . Ny fotoana hinananao azy diaأنإيس ndray dia 2 à 3 fois par mois ihany fa tsy indray dia vita ah! Partageo mba […]

belamod

  Misy traitement vitsivitsy ireto dia tsy hoe indray atao akory 1/ VINAIGRE DE CIDRE 1 verre d’eau 1 cuillère à café de vinaigre de cidre 1 cuillère à café de miel Sotroina 2 fois par jour pour une semaine          2/ AIL 2 gousses d’ail 1 verre de lait 1/4 verre […]

belamod

Fomba fanalana ilay maintimainty eo @ Nify na mavo2 tsotra indrindra 1) FANALANA ILAY CARIE Vinaigre d’alcool na vinaigre blanc tsotra fatao @ sakafoأنأذس ireny! 1/2 verre d’eau normale 2 cuillère à soupe de vinaigre blanc FIKARAKARANA  Afangaro ireo ary hibrosiana ilay nify misy mainty2 na mavo2 miraikitra eo @ nify iny Atao 3 fois […]

belamod

 NY LOHA ARY LAMOSINA ZAVATRA ILAINA 20 Cuillères à soupe d’huile d’olive extra vierge 10 Cuillères à soupe de sel de mer 3-5 Gouttes d’huile essentielle de romarin PRÉPARATION Afangarohy anatona récipient en verre ilay ingrédients rehetra ary avelao milona mandritra ny 48 heures vao azo hampiasana FOMBA FAMPIASA AZY Ny maraina vao mifoa enao […]

arton36889

Tsy tsara loatra ny mihinana fanafody mampidina hafanana avy hatrany rehefa manavy , na misondrotra be ny hafanan’ny vatana. Ilay hafanana be ao anatin’ ny vatana io mantsy dia manampy mamono ny mikroba , na ny otrikaretina ao anatin’ny vatana. Ireto misy fomba tsotra natoraly atolotra anao . -Mandroa @ rano matimaty. -Misotroa rano mangatsika 8-10 […]

bicarbonate-de-soude

1) TSY miaraka mihitsy ny rano mafana sy karibonetra fa vao maika manimba 2) Manadio sy manafotsy nify, ary tsy maha maimbo vava, na mauvaise haleine Rehefa avy miborosy nify dia ontsanina amin’ny ranona karibonetra ny vava Karibonetra ampahefatry ny sotrokely atao anaty rano tapaky ny kaopy 2) Manala fofona ny karibonetra, azo atao solona […]

belamod

Ity dray ny paika ho anareo izay te ho ngeza ny ambany – Atody 3 – Menaka oliva 4 sotro – Fraomazy 1 (la vache qui rit etc..) – Ovy voatetika madinika 1 – Voatabia 1 – Tongolo kely (oignon) 1 – Dipoavatra mainty 1/2 sotro kely – Sira 1/2 sotro kely Fomba fanaovana azy […]

Food high in protein on table, close-up

Maro ny singa hita amin’ireto karakazana sakafo folo ireto ka izany no anisany mahatonga azy hampatavy, izany hoe sakafo feno izy ireto ! *Trondro Thon : thon satria io no voatsongan’ny manampahaizana ara tsakafo fa tsara ho an’nireo te hampitombo vatana noho izy be proteine sy singa maro hafa     *Akondro : be magnesium […]

belamod

  RAVINA PAPAY Fitsaboana aretin’ aty koa ny ravina PAPAY. Ilay raviny malazolazo somary mavomavo eo ampotony iny no tanehina dia avela angatsiaka zay vao sotroina . Ny ahy mantsy ny aretin’aty indraindray mivoaka mangana sady mangidihidy dia natao an’izay dia afaka ilay manga sy nangidihidy Fatrany tokotokony eo @ haben’ ny felatananaeo eo ho […]

img_comment_traiter_une_hepatite_avec_des_remedes_maison_2846_600

Virosy dimy no fantatra fa mahatonga ny hepatita, ka nosokajina ho A sy B ary C ireo virosy telo fahita indrindra. Mety hisy hafa ankoatra an’ireo. Mety hitovy amin’ny fisehon’ny gripa ny soritr’aretin’ny hepatita rehetra, ary mety ho voan’ny tazovony ilay olona. Tsy ahitana soritr’aretina eo amin’ny olona maro, indrindra fa ny ankizy. Mety ho […]