Santé

belamod

  ↪ SAFIDY IREO FA TSY NDRAY ATAO AKORY ↩ 1) CITRON : Potserina atao jus ny citron tsy asina rano ah! Potsero @ tanana dia iny ranony iny no atao goutte ao @ orona in-2 isan’andro , maraina sy hariva Sady manala ny bactérie ao @ orina io 2) SAKAMALAO : Totona dia ny […]

belamod

NY ZAVATSOA AZONAO @ FAMETRAHANA GLAÇON EO @ HATOKA 1/ Manatsara ny torimaso 2/ Manatsara ny humeur 3/ Manasitrana ny Loha marary 4/ Manasitrana ny nify marary 5/ Tsara hoan’ny olana constipé lava (Manatsara ny ffiasan’ny intestin) 6/ Miaro @ sery & fièvre 7/ Miregler ny tension 8/ Manatsara ny senté mentale 9/ Miresoudre ny […]

belamod

Ho anareo zay te ho ngeza ndray fa tsy régime foana Kosa ve! ZAVATRA ILAINA 1 Cuillère à soupe de noix 2 Kiri (fromage) 2 Akondro 1/2 l ronono 2 sotrokely tantely 1 sotro oditra voasary (zeste) Mixenao miaraka ireo dia sotroinao 1 verre aorinan’ny sakafo maraina  1 vera aorinan’ny sakafo atoandro zany hoe in-2 isan’andro enao  […]

belamod

Raha nisy ny ranomandry dia misy koa rano mafana Fisotranao rano mafana tsisy siramamy ny maraina dia hampiova zavatra betsaka @ vatanao 1-MANAMPY @ FIHENANA Ho anao sahirana misotro rano mafana misy citron ny maraina dia afaka misotro tsisy citron na siramamy koa enao mba hanampy @ fanalana ny tavy amin’ny vatanao ary miregler ny […]

belamod

Fanagaro natoraly hitsabona Rein ZAVATRA ILAINA 5 Asperges (légume) 1 persil 2 voasary 1/2 sakamalao 1 morceau curcuma fa tsy poudre FIKARAKARANA Mixenao miaraka ireo dia dia sotroinao ny maraina vao mifoa @ ilay vavony mbola tsy nihinakanina iny Izay no hataonao mandritra ny 2 herinandro tsy tapaka maraina sy hariva Mitsabo ny infection urinaires ihany koa ary aretina maro ao […]

belamod

    LES INGRÉDIENTS 1 Ananas 2 Jaunes d’oeufs Siramamy kely na tantely FIKARAKARANA Sasana ilay ananas  vao épluchéna ary teteha rondelle avy eo rarahana sucre mba hivoka ilay jus raha toa ka tsy misy mixeur ao aminao raha misy dia mixéo sans l’eau . Rehefa vita zay dia hafangaroy ilay jaune d’oeuf dia avelao […]

belamod

HTRAITEMENT NATUREL HO ANAREO IZAY MANANA OLANA @ ÉJACULATION PRÉCOCE (Na ireo zay mora mahatonga rehefa manaoo rs) Zavatra tsotra no hilainao eto dia : AMBERIVATSY(TRY) Rehefa manana azy enao na nividy azy dia fomba fanaovana azy ndray sisa 1,5L d’eau 1 fehezany raha kely2 Mampangotraka rano enao rehefa mangotraka iny vao harotsakao ilay Amberivatsy(try)آ […]

belamod

FANAFODY TENDA VETIVETY NDRAY NA MIVONTO AKANJONIFY KOA 1 na 2 akondro 1 sotrokely tantely(raha akondro 1) FIKARAKARANA AZY Tetehanao rondelles ilay akondro dia ary rarahanao ilay tantely dia hoaninao rehefa hatory iny @ alina . Na marary tenda na ilay marary avy nanala nify na ilay misy vodihihy mibotsina marary iny mety dahalo rehefa aretina […]

belamod

SY TRAITEMENT NATUREL TROUBLE HORMONAL SAFIDY IREO FA TSY NDRAY ATAO AKORY 1/ FENOUIL Manao thé  vao tonga ny règle iny andro voalohany inyary hatao mandritra ny 1 mois tsy tapaka !2 fois par jour matin et soir 2/ LAIT & CANNELLE 1 verre de lait 1/2 cuillère à café de cannelle Sotroina isan’andro @ […]

belamod

1/ZAVATRA ILAINA 1  Aubergine 1 Citron 1/2 verre d’eau normale Mixena miaraka ireo dia sotroina ny maraina vao mifoha ary 30 mn avant chaque repas 2/ FOMBA HAFA KOA 1 Aubergine 1L d’eau normale 1 Citron Vosana ilay aubergine ary tetehana atao madinika izay mety matafiditra ao @ ilay tavohangy no atao  ary avela milona mandritra […]