Minceur&Régime

belamod

NY ZAVATSOA AZONAO @ FAMETRAHANA GLAÇON EO @ HATOKA 1/ Manatsara ny torimaso 2/ Manatsara ny humeur 3/ Manasitrana ny Loha marary 4/ Manasitrana ny nify marary 5/ Tsara hoan’ny olana constipé lava (Manatsara ny ffiasan’ny intestin) 6/ Miaro @ sery & fièvre 7/ Miregler ny tension 8/ Manatsara ny senté mentale 9/ Miresoudre ny […]

belamod

Ho anareo zay te ho ngeza ndray fa tsy régime foana Kosa ve! ZAVATRA ILAINA 1 Cuillère à soupe de noix 2 Kiri (fromage) 2 Akondro 1/2 l ronono 2 sotrokely tantely 1 sotro oditra voasary (zeste) Mixenao miaraka ireo dia sotroinao 1 verre aorinan’ny sakafo maraina  1 vera aorinan’ny sakafo atoandro zany hoe in-2 isan’andro enao  […]

belamod

1/ZAVATRA ILAINA 1  Aubergine 1 Citron 1/2 verre d’eau normale Mixena miaraka ireo dia sotroina ny maraina vao mifoha ary 30 mn avant chaque repas 2/ FOMBA HAFA KOA 1 Aubergine 1L d’eau normale 1 Citron Vosana ilay aubergine ary tetehana atao madinika izay mety matafiditra ao @ ilay tavohangy no atao  ary avela milona mandritra […]

belamod

Ity dray ny paika ho anareo izay te ho ngeza ny ambany – Atody 3 – Menaka oliva 4 sotro – Fraomazy 1 (la vache qui rit etc..) – Ovy voatetika madinika 1 – Voatabia 1 – Tongolo kely (oignon) 1 – Dipoavatra mainty 1/2 sotro kely – Sira 1/2 sotro kely Fomba fanaovana azy […]

choux_807x400

  Isan’ireo regime malaza amin’izao fotoana izao ny regime laisoa. Tena mahomby sady mampahia haingana izy io. Tany Canada tany no nihavian’izy ity ary tena miparitaka maneran-tany amin’izao fotoana izao. Matetika ny hampiasain’ny olona izay te hampihena tena ao anatin’ny fotoana fohy ity regime laisoa ity. Mitana anjara toeran’ny “brule graisse” mantsy ny laisoa ka […]

10

  Misy ohabolana malagasy izay manao hoe « ny hendry mody voky, ny adala misesika ihany ». Tsara ataontsika filamatra angamba io. Matetika dia mitombo ny vatana noho ny antony samihafa. Ao ny hatendan-kanina, ao ny tia misakafo, ao ny taona mitombo, ao ny vohoka izay anisan’ny mampiakan-danja tokoa. Ao koa anefa ny antony ara-pahasalamana […]

belamod

  Tsy haitraitra mihitsy ny fanaovana fanatanjahantena. Matetika dia hitazonana ny lanja sy hanamboarana bika no tanjon’ny vehivavy manao azy. Vitsy no mahalala fa misoroka ny fipoiran’ny aretina maro ny fanaovana fanatanjahantena. Atoronay anao ary ny ampahany amin’ireo tombon-tsoa marobe azo avy aminy. Mandrindra ny tosi-drà Mampihena hatrany amin’ny 50% ny taha mety hahavoan’ny fiakaran’ny […]

2241268919_2

Voici une quinzaine de petits conseils tout bêtes qui vous aideront dans votre perte de poids. Ces conseils sont à adapter à votre façon de vivre et votre métabolisme. 1) Pour perdre du poids, réduisez le sucre en priorité !! Voici une quinzaine de petits conseils tout bêtes qui vous aideront dans votre perte de […]

Breakfast consisting of fruits, orange juice, coffee, honey, bread and egg. Balanced diet

On entend souvent dire : « le petit déjeuner est le repas le plus important de la journée » ou « un repas de roi le matin, de reine le midi et de pauvre le soir ». Mais ces proverbes ont-ils des bases scientifiques et sont-ils applicables en toute circonstance et pour tout le monde ? Petit retour en arrière : […]

cellulite-ventre-massage

’est une question récurrente dans les salles de fitness du monde entier. Tout le monde à une zone du corps qui a tendance a prendre plus de gras que les autres ou qui est récalcitrante lorsque l’on veut maigrir. Beaucoup de coachs doivent répondre à des questions de type : « J’aimerais perdre de la graisse […]