Visage & Corps

taches-sur-la-peau-que-faire-enlever-taches-sur-la-peau-faire-disparaitre-tache-sur-le-visage-remède-naturel-pour-enlever-tache-visage

  Manarina ny tarehy pandaina sady manasitrana tsikelikely ny hoditra nisy izany ny fanosorana lafarinina sy ronono manta eo amin’ilay tasy. Mila averina matetika be anefa izy ity, mba hahita vokatra ao anatin’ny tapa-bolana. Akora ilaina Lafarinina 2 sotro fihinanana Ronono manta 3 sotro fihinanana Vovon-dandihazo Fanomanana sy fampiasana azy Afangaro ao anaty vilia jobo […]

belamod

Ho anareo zay te ho ngeza ndray fa tsy régime foana Kosa ve! ZAVATRA ILAINA 1 Cuillère à soupe de noix 2 Kiri (fromage) 2 Akondro 1/2 l ronono 2 sotrokely tantely 1 sotro oditra voasary (zeste) Mixenao miaraka ireo dia sotroinao 1 verre aorinan’ny sakafo maraina  1 vera aorinan’ny sakafo atoandro zany hoe in-2 isan’andro enao  […]

belamod

  Isan’ny vehivavy malaza ho tsara hoditra eran-tany ry zareo japoney. Amin’ny ankapobeny dia malandina ny hoditr’izy ireo, madio ary mazava loko tsara ihany koa. Raha ny tena marina anefa dia ny fahazaran’izy ireo mikarakara hoditra isan’andro no hananan’izy ireo an’ireny kalitaona hoditra voafantina ireny. Azontsika tahafina ny tsiambaratelon’izany. Manara-maso ny fatran-drano sotroina Lakile voalohany, […]

belamod

  Mamela tasy sy mamaritra maintimainty eo amin’ny tarehy, na ny lamosina ny mony rehefa maina. Raha tsy koloina fa avela fotsiny hijanona eo anefa ireo tasy dia hiangona ka ahiana handoaka na hanasy faritra lehibe eo amin’ilay tarehy. Teknika tsotra kely azo ampiarina ao aorian’ny fahamainan’ny mony ireto aroso anao ireto. Tsara atao fahazarana […]

belamod

  Vanim-potoanan’ny goavy izao ka tsara araraotina izany. Manana fahafahana manadio ifotony ny hoditra mantsy ny goavy, sady manamandina azy. Ity atolotray anao androany ity dia sady azo atao maska no atao “gommage” koa Akora ilaina : · Goavy mavokely 2 · Menaka “sesame” (tsena lehibe) 2 tete · “Beurre de karité” (tsena lehibe) 1 […]

vergetures

  Kibo, fe, fitombenana, sandry, ranjo, … maro be ireo faritra mora azon’ny tsatsakaotra. Rehefa avy nihitatra ka miverina maka ny toerany teo aloha ilay hoditra, dia mamela an’ireny faritra mamotsifotsy toy ny mivanjitra ireny . Misy ny fomba natoraly azo hanesorana azy. Averina matetika kosa anefa izany, mba hahafahany tena mandaitra tanteraka. Ny tantely […]

belamod

  Isan’ny mampiferinaina vehivavy maro ny fanalana volomaso amin’ny alalan’ny « pince à épiler », noho izy marary sy manaintaina . Tokony tsy hitranga anefa izay fahatsapana izay raha toa ka hay tsara ny fanaovana azy. Fantaro araka izany ireo teknika fanalana ny volomaso amin’ny alalan’ny « pince à épiler » mba ho lavorary ny […]

la-sueur-est-secretee-par-les-glandes-sudorales-et-permet-a-notre-corps-de-se-rafraichir_66672_w696

  -rehefa avy midio isan-kariva dia hasiana voasarimakirana ny faritra rehetra izay tena tsemboka(tanana,tongotra sns…)ary hoentina matory. -vinaigre de cidre:atao @ vovon-dandihazo,rehefa madio tsara iny dia hasiana vinaigre de cidre ireo faritra rehetra mora tsemboka,hoentina matory . -rehefa mandro dia maka eponge dia hosorana savony tsotra sy karibonetra dia hosorana amin’ny vantana rehetra ary avela […]

LMO6326-900

  Be mpampiasa raha ny masonjoany eto amintsika. Tena tsara izy io saingy misy ihany ny tsara ho fantatra mahakasika azy. 1 – Ireo tombontsoa entiny -Mahamandina tarehy izy -Manalefaka ny hoditra somary matevina -Noho izy misy ireny potipotika manify azo -amin’ny fikikisana azy ireny,dia mahasolo gommage izy, ary izay no mahatonga ny olona hilaza […]

belamod

  Tsy mahazatra ny vehivavy malagasy loatra ny mampiasa akora mikolo hodi-tava fanosotra amin’ny alina. Marobe mantsy mihevitra fa ilaina ny mamela ny hoditra haka aina amin’ny alina, ka izay no mahatonga azy ireo tsy manao na inona na inona mialohan’ny hatory. Amin’ny alina anefa no mihavao ny selan’ny hoditra, izay miantoka betsaka ny hatsarany… […]