Beauté & soins

17990435_668432396691617_6574232010412206450_o

  Misy kojakoja fikoloana tarehy voahodina indostrialy, amidy eny an-tsena, izay ovy no akora fototra nanamboarana azy. Manana fahafahana manala ny kentrona, mampazava ny hodi-tava sy manala tasy tokoa mantsy ny ovy. Tsy ahiana kokoa ho an’ny hoditra anefa, raha ovy tsy voahodina no ampiasaina hikoloana ny tarehy… Manala ny mangana eo ambany maso Zaraina […]

IMG_3314

  Tia toerana mafana ny hao ary mivelona amin’ny rà kely izay sintoniny avy ao amin’ny hodi-doha. Tsy maintsy semporina izy ireny vao maty ary tsy maintsy ahintsana avokoa ny atodiny, satria mbola mikotrika ka miteraka hao vaovao indray ny atody tavela eny amin’ny tahom-bolo. Ireto ny fomba mahomby hamonoana ny hao : Amin’ny maiônezy […]

ethiquable-miel-de-litchi-madagascar-250g

  Mahasalama ny tantely saingy ny fomba hihinanana azy sy ny vokatsoa entiny mazava angamba no mbola tsy hainao avokoa ? Hoditra manaintaina na maratra : Raha misy maratra ety ivelany na mangatsiaka loatra ny tanana dia azo hosorana tantely, mampikatona haingana ny fery izany sady mampitony ny fanaintainana. Na ny mivonto aza mihena misy […]

Sans titre-3

  Maro ny mety ho antony mampihintsana ny volo. Tafiditra ao anatin’izany ny fiasana saina sy vatana be loatra ; ny sakafo tsy zarizary ; ny loton’ny tontolo iainana ; ny fahanterana … Mba hampitoniana ny fihintsanan’ny volo dia azo atao ny miaro azy . Fomba iray azo atao tsy ampiasana afa-tsy akora natural ity […]

meilleurs-legumes-sante-tomate

  -Ahitana vitamine A B C E ary otrikaina maro isankarazany -Miaro amin’ny homamiadana maro toy ny vavony,aty ,nono fa ny « prostate »no tena singanina -Miaro amin’ny « cholesterol » -Mahatsara ny fandevonan-kanina sy ny tsinay -Misoroka amin’ny fahatapahan’ny lalan-dra ary tsy mampivaingana ra -Mahatsara hoditra ny nify ary ny volo -Manafy ny taolana ,tsara ho an’ny ankizy […]

Dissimuler-les-cheveux-blancs-naturellement

Tsy ny fandrosoan’ny taona irery ihany no mahatonga ny volofotsy haniry eo amin’ny hodi-doha . 25 taona eo amin’ny ankapobeny dia efa misy karazan’olona manomboka fotsy volo. Misy koa ireo mbola vao adolantsento kanefa efa misy kiry maromaro. Fantaro kosa nefa fa matoa mitsiry tsikelikely sy mirongatra ny volofotsy dia misy antony nitarika azy ao […]

e4c80b96-082d-11e3-983f-c0bcdcd413ae

Ho anao mamana volomainty natoraly , na koa hoe avy nandoko volo mainty dia mba hampangirana sy hamoka tsara an’iny loko mainty iny dia dité tsotra dia efa ampy ka toy izao ny fomba fampiasainao azy *Maka vovoka  » thé noir » 200g eo ho eo, thé sambavy ohatra * alona iray andro ao anaty rano […]

cafe-extra-moulu-tsy-lefy-taf-

Efa ho avy izao ny ririnina ka hanomboka ho maina kina ny volo , mba ahafahanao miaro ny volonao manditra izay andro mangatsika izay dia afaka mikarakara « masque  » ianao ao antrano vita avy aminy akora natoraly Ho an’ny volo miloko dia ny kafé no ampiasaina : Ny zavatra ilaina : – Vovonkafé -Vinaigre fotsy […]

New-Black-Bob-Hairstyles-9

Raha tianao ny hampagirana volo dia ity misy torohevitra tsotsotra afaka ataonao ao an trano Afangaroy ireto akora ireto : *1/4 vera rano matimaty *1 sotro fihanana vinaigre fotsy *1sotro ranomboasary makirana     Hosory aminy volonao mbola maina avy eo kobano hadio tsara Ho hitanao fa hangirana ny volonao   PARTAGER&LAISSER VOTRE COMMENTAIRE Merci

marvelous beautiful brunette posing in the studio - hair styling

Grâce à tous les articles beauté et mode qui fructifient sur la toile, certains vous livrent quelques astuces beauté bien pratique !  Plus besoin d’avoir 3 tonnes de maquillage dans sa trousse à maquillage… Il suffit juste de connaitre les meilleures astuces. Nous vous avons préparés une petite liste d’astuces à tester pour que vous puissiez […]