Beauté & soins

Pellicules

Ireo zavatra tsy tokony hatao :   Raha angadrano maina ny anao (pellicules sèches) dia fadio ny : – Mampiasa dodoria ireny shampoing antipelliculaire ireny. Mila ampifandimbiasina @ na shampoing malefaka satria mikiky (décapant), nefa ny hodi-doha maina tsy tokony hokikisana intsony – Mampiasa « produit coiffant » toy ny gel sy laque misy alkaola – Mampiasa brushing mamay […]

189240_127042414109912_1058329923_n

Mitondra zava-tsoa maro ho an’ny volo ny tsoka tsy mandry, atao soin pré-shampoing. Ny volo maina loatra (secs et très secs) no tena mahazo aina asiana azy. Ny volo miloko ihany koa dia tsara raha anaovana masque tsoka tsy mandry. Ny zava-tsoa entin’ny tsoka tsy mandry ho an’ny volo : – Manalefaka – Mampangirana – Manome […]

6

Maro ny zava-tsoa entin’ny vahona (Aloès), na ho an’ny fahasalamana, na eo @ sehatra hatsaram-bika sy tarehy ary volo. Madagasikara dia manana karazany betsaka fa ny vahona ka ireo misy raviny matevina sy lehibe no tena fahita matetika eny an-tsena. Toy ny ahoana ary ny fampiasa ny vahona@volo? Inona no zavatra entin’ny vahona ho an’ny […]

4949825489_41c268c476

Mitondra zava-tsoa ho an’ny volo ny ranom-bary noho ny fananany ‘amidon’ betsaka. Mampangirana, manalefaka, manamafy … ireo no anisan’ny soa entin’ny ranom-bary ho an’ny volo. Mampitsotra kokoa ny volo izy, tsy adinoina fa tsirim-barim-bazaha (germe de blé) no anisan’ny akora fototra akàna Kératine ampiasaina amin’ny soin lissant à la kératine (lissage brésilien). Ny vary ihany […]

lice-removal-2

Matetika ny zaza mitombo (manelanelana ny 6 sy ny 14 taona eo ho eo) tian’ny hao. Tsy tsara loatra ny mampiasa ireny famonoana biby kely (DDT, sns)  ireny satria mety mahery loatra amin’ny hodi-dohan’ny ankizy na misy fiantraikany amin’ny volo. Hojerentsika ary ny fomba fanesorana azy ireny amin’ny fampiasàna zavatra mora hita sy tsy lafo. Zavatra […]

3

Ilaina ny mikarakara volo saingy rehefa be loatra ny zavatra ahosotra ny volo dia sempotra izy (saturés). Ny fomba fisehon’ilay ‘saturation’ dia : volo matroka tsy mangirana, mavesatra, maisatra, miraikitra, mety hiongotra mihintsy ary raha toa ka ny hodi-doha no sempotra (indrindra raha ratsy kobana ny ‘soin’ ataonao an’ilay volo). Ny vahaolana isorohana izany: – […]

maxresdefault

Maro ireo antony mahatapatapaka volo ka ho jerentsika tsirairay ireo : 1. Ny fomba fihogoana volo : Rehefa manala fangiditra volo dia avy any ambany (tahony) no anombohana azy izay vao miakatra manakaiky ny hodi-doha, dia borosy no ampiasaina fa tsy fihogo. Fadio ny mandrirorirotra ny volo rehefa lena : miezaha tsy hahery tanana rehefa […]

bb_cream

Combien de temps garder un fond de teint ? Les fonds de teint fluide ont quasiment tous l’eau pour ingrédient principal. Or ce liquide est le terrain de développement favori des bactéries. Alors, pour éviter boutons ou irritations, on n’hésite pas à le changer au bout six mois. Les signes pour reconnaitre s’il est périmé : l’odeur […]

1280x720-OXf

Comment éliminer les fourches de mes cheveux ? C’est-à-dire les pointes des cheveux qui se dédoublent et se cassent , sont causées par une sécheresse excessive des longueurs . Et il faut couper ! L’utilisation de produits capillaires anti fourche peut avoir un intérêt en prévention. Mais, une foi que la pointe du cheveu est fendue en […]