Cheveux

belamod

Manomboka zao dia mihaina @ naturel daholo ny volo fa tonga h@ lissage Ireto avy ary ny zavatra 3 hataonao   1 Citron 2 cuillère à soupe de lait de coco 3 cuillères à soupe fécule de maïs ou farine de maïs FIKARAKARANA  Afangaro miaraka ilay lait de coco & jus de citron Avy eo […]

belamod

Ary mampatevina ny manify ihany koa RÉSULTAT DANS 15 à 21 JOURS  Nefa miankina aminy fahazotoanao manao azy ihany ✔ LES INGRÉDIENTS 1/2 verre de jus de betterave 1 jaune d’oeuf 1 cuillère à soupe d’huile d’olive 1 cuillère à soupe d’huile de jojoba Moitié de shampoing de bébé  na Shampoing doux Eto dia tsy […]

goyave-0000

  Hafa sy ara-pahasalamana foana ny akora natoraly rehefa te hanatsara ny volo. Isan’izany ny ravin-goavy izay sady mampaniry volo no misoroka ary mitsabo ny fihintsanam-bolo. Araho anie ity torohevitra ity . Manankarena vitamina E Afaka misoroka hatrany amin’ny 100% ny fihintsanam-bolo no sady mampaniry volo ny ravin-goavy. Ny vitamina E ao anatiny no tena […]

curly-hair-tout

  Tena mamelona ny volo olioly ny « bain d’huile », satria sady manala vakivaky no manamandina azy ary tsy dia mampisavovona azy loatra. Mila fahaizana tsara anefa ny fanaovana azy izay vao misitraka ireo voka-tsoa entiny ireo. Zavatra ilaina – Menaka natoraly karazany roa avy. Raha volo makina : menaka “coco” menaka“karité” na zavoka. […]

IMG_3314

  Tia toerana mafana ny hao ary mivelona amin’ny rà kely izay sintoniny avy ao amin’ny hodi-doha. Tsy maintsy semporina izy ireny vao maty ary tsy maintsy ahintsana avokoa ny atodiny, satria mbola mikotrika ka miteraka hao vaovao indray ny atody tavela eny amin’ny tahom-bolo. Ireto ny fomba mahomby hamonoana ny hao : Amin’ny maiônezy […]

ethiquable-miel-de-litchi-madagascar-250g

  Mahasalama ny tantely saingy ny fomba hihinanana azy sy ny vokatsoa entiny mazava angamba no mbola tsy hainao avokoa ? Hoditra manaintaina na maratra : Raha misy maratra ety ivelany na mangatsiaka loatra ny tanana dia azo hosorana tantely, mampikatona haingana ny fery izany sady mampitony ny fanaintainana. Na ny mivonto aza mihena misy […]

Sans titre-3

  Maro ny mety ho antony mampihintsana ny volo. Tafiditra ao anatin’izany ny fiasana saina sy vatana be loatra ; ny sakafo tsy zarizary ; ny loton’ny tontolo iainana ; ny fahanterana … Mba hampitoniana ny fihintsanan’ny volo dia azo atao ny miaro azy . Fomba iray azo atao tsy ampiasana afa-tsy akora natural ity […]

Dissimuler-les-cheveux-blancs-naturellement

Tsy ny fandrosoan’ny taona irery ihany no mahatonga ny volofotsy haniry eo amin’ny hodi-doha . 25 taona eo amin’ny ankapobeny dia efa misy karazan’olona manomboka fotsy volo. Misy koa ireo mbola vao adolantsento kanefa efa misy kiry maromaro. Fantaro kosa nefa fa matoa mitsiry tsikelikely sy mirongatra ny volofotsy dia misy antony nitarika azy ao […]

e4c80b96-082d-11e3-983f-c0bcdcd413ae

Ho anao mamana volomainty natoraly , na koa hoe avy nandoko volo mainty dia mba hampangirana sy hamoka tsara an’iny loko mainty iny dia dité tsotra dia efa ampy ka toy izao ny fomba fampiasainao azy *Maka vovoka  » thé noir » 200g eo ho eo, thé sambavy ohatra * alona iray andro ao anaty rano […]

cafe-extra-moulu-tsy-lefy-taf-

Efa ho avy izao ny ririnina ka hanomboka ho maina kina ny volo , mba ahafahanao miaro ny volonao manditra izay andro mangatsika izay dia afaka mikarakara « masque  » ianao ao antrano vita avy aminy akora natoraly Ho an’ny volo miloko dia ny kafé no ampiasaina : Ny zavatra ilaina : – Vovonkafé -Vinaigre fotsy […]