Beauté & soins

taches-sur-la-peau-que-faire-enlever-taches-sur-la-peau-faire-disparaitre-tache-sur-le-visage-remède-naturel-pour-enlever-tache-visage

  Manarina ny tarehy pandaina sady manasitrana tsikelikely ny hoditra nisy izany ny fanosorana lafarinina sy ronono manta eo amin’ilay tasy. Mila averina matetika be anefa izy ity, mba hahita vokatra ao anatin’ny tapa-bolana. Akora ilaina Lafarinina 2 sotro fihinanana Ronono manta 3 sotro fihinanana Vovon-dandihazo Fanomanana sy fampiasana azy Afangaro ao anaty vilia jobo […]

belamod

Aoka tsy ho arina intsony ny ranom-bary manomboka anio fa betsaka ny soa azo avy aminy anisan’izany ireto ho voatanisa eto ambany ireto : MAHASALAMA HODITRA Manadio hoditra Misoroka mony Manala ny « eczema » Manasitra ny hoditra may ny masoandro Mety aminy karazana hoditra rehetra na koa hoditra efa be mony sy misy takopery Asio aminy […]

belamod

ZAVATRA ILAINA 2 sotro poudre charbon naturel 1 sotro tantely   FIKARAKARANA Afangaronao ireo dia osorana @ ilay HELIKA Avela mandritra ny 30 minutes Avy eo  kosehena kely vao  sasana @ rano matimaty  Izay no atao 1 à 2 isan’kerinandro 2-Diloilo coco Osorana isakin’ny avy manao bain ny alinamaraina vao sasana 3/Ranomboasary makirana sy karbonetra Zarainao 2 […]

belamod

Manomboka zao dia mihaina @ naturel daholo ny volo fa tonga h@ lissage Ireto avy ary ny zavatra 3 hataonao   1 Citron 2 cuillère à soupe de lait de coco 3 cuillères à soupe fécule de maïs ou farine de maïs FIKARAKARANA  Afangaro miaraka ilay lait de coco & jus de citron Avy eo […]

belamod

Ho anareo zay te ho ngeza ndray fa tsy régime foana Kosa ve! ZAVATRA ILAINA 1 Cuillère à soupe de noix 2 Kiri (fromage) 2 Akondro 1/2 l ronono 2 sotrokely tantely 1 sotro oditra voasary (zeste) Mixenao miaraka ireo dia sotroinao 1 verre aorinan’ny sakafo maraina  1 vera aorinan’ny sakafo atoandro zany hoe in-2 isan’andro enao  […]

belamod

Ary mampatevina ny manify ihany koa RÉSULTAT DANS 15 à 21 JOURS  Nefa miankina aminy fahazotoanao manao azy ihany ✔ LES INGRÉDIENTS 1/2 verre de jus de betterave 1 jaune d’oeuf 1 cuillère à soupe d’huile d’olive 1 cuillère à soupe d’huile de jojoba Moitié de shampoing de bébé  na Shampoing doux Eto dia tsy […]

vergetures

NY FAMPIHENANA KIBO Maro ny vehivavy avy niteraka no misy roroha na miroraka ny kibo (bouée) . Anisan’ny tavy sarotra alana ny tavy amin’ ny kibo Misy karazana tavy maromaro mahazo ny kibo. NY KIBO RENY AVY NITERAKA. Rehefa avy niteraka ny vehivavy dia misy elaela vao tafaverina amin’ny laoniny ny taova ao anaty . […]

Traitement naturel des varices _ l'aloe vera, la carotte et le vinaigre de cidre a

Voninkazo Calundela Maka ravinio voninkazo calendula io enao 2 Sotro lehibe ny beurre (2cas de beurre) Sasanao ilay ravina ary tetehanao madinika rehefa nosasana ! (sasana vao tetehana) Endasinao miaraka @ ilay dobera 2 sotro fihinana ilay ravina tsy atao may fa ny menaka azo @ ilay ravina no hampiasana eto! Tsihifinao ilay menaka ary […]

belamod

  Isan’ny vehivavy malaza ho tsara hoditra eran-tany ry zareo japoney. Amin’ny ankapobeny dia malandina ny hoditr’izy ireo, madio ary mazava loko tsara ihany koa. Raha ny tena marina anefa dia ny fahazaran’izy ireo mikarakara hoditra isan’andro no hananan’izy ireo an’ireny kalitaona hoditra voafantina ireny. Azontsika tahafina ny tsiambaratelon’izany. Manara-maso ny fatran-drano sotroina Lakile voalohany, […]

belamod

  Mamela tasy sy mamaritra maintimainty eo amin’ny tarehy, na ny lamosina ny mony rehefa maina. Raha tsy koloina fa avela fotsiny hijanona eo anefa ireo tasy dia hiangona ka ahiana handoaka na hanasy faritra lehibe eo amin’ilay tarehy. Teknika tsotra kely azo ampiarina ao aorian’ny fahamainan’ny mony ireto aroso anao ireto. Tsara atao fahazarana […]