Astuces&deco

2900624397_1

Manimba zavatra ao an-trano ny bibikely sy ny totozy. Mahakamo be koa ny manala ny tranonkala avelan’ny ala kely manerana ny sisin-drindrina. Ity misy fomba tsotra kely tsy hahatamana ireny bibikely ireny, hatramin’ny totozy ao an-trano. Mila : · Tavoahangy fitsifirana 1 · Rano · Solila vaovao, mbola maitso tsara Fampiasana azy : Asiana rano […]

1429603031_Gamme-Vinaigre-de-Cidres

Inona tokoa moa no mampiavaka ny vinaigre de cidre amin’ny vinaingitra hafa ? Amin’ny lokony aloha dia mampahatsiahy avy hatrany ireny jus de pomme ireny ny vinaigre de cidre. Somary miloko antitra manko izy miohatra amin’ny vinaingitra fotsy hitantsika any an-tsena. Manitra rahateo ny vinaigre de cidre, ary mafilotra ny tsirony.Rariny loatra izany rehetra izany, […]

OLYMPUS DIGITAL CAMERA

  Mirongatra ny lalitra fa mafana ny andro. Isan’ny bibikely tena maloto izy ireny,ka mba hitdinjovana ny fahasalamana dia tsara raha tsy atao tafiditra ao an-trano. Toaka vodka sy vinaigre de cidre fotsiny no ampiasaina amin’izany. Raha Vodka no ampiasaina : Afangaroy ao anaty lovia tsatokaaty,amin’ny fatra mitovy ny toaka sy ny lohamenaka « clou de […]

1157662_568633026537528_999835462_n

Fika-kely 1)-Fanalana fofon-kelika tena mahomby.Safoy ny rora-nao vao maraina mifoha ny helika,Toy izay koa ny akanjo vidina eny @ Fripy .alohan’ny hanasana azy .Roraina eo @ tandrify ny helika ary Kosehina @ iny .Ankoatry ny Alamo na Voasary makirana io an! 2)-Raha ny tena izy .tany mafana isika,ka raha akanjo nanaovana omaly raha mbola madio […]

1918613-inline

***Concernant les cheveux gras, il sera nécessaire d’utiliser des ingrédients permettant de réguler l’excès de sébum. Pour la réalisation de ce masque, il vous faudra mélanger deux jaunes d’œuf et une cuillère à soupe d’huile de pépins de raisin. Appliquez le mélange obtenu sur cheveux secs, recouvrez-les de cellophane (oui, c’est très sexy ! ^^) et d’une serviette tiède pour favoriser […]

tomatoes4

Jus de tomate crue est considéré comme un super aliment en lui-même de remerciements à tous les vitamines et les minéraux présents en elle. Il est une riche source de la vitamine A, la vitamine K, des vitamines B1, B2, B3, B5 et B6, ainsi que des minéraux comme le magnésium, le fer et le […]

honey2

Le miel a de nombreuses utilisations nutritionnelles et médicinales, mais saviez-vous qu’elle peut être bénéfique dans votre routine beauté? Le miel est un humectant (ce qui signifie qu’il aide à retenir l’humidité) et un émollient (ce qui signifie qu’il adoucit et lisse), qui « naturellement » fait un excellent conditionneur et hydratant. Il est également riche en […]