Astuces&deco

65242-2202849

Anisan’ny akora tena tsara ary mafy ny hoditra , kanefa kosa na izany aza dia mila fikojakojana izy ireny mba hadio sy hangirana ho toy ny vaovao foana. Ireto ary misy torohevitra vitsivitsy ahafahanao mikolokolo ny canapé sy fanaka vaita aminy hoditra SAVONIN-ZAZAKELY Ny savonin-zazakely dia tena malaefaka ary tsy misy colorant izay met hifindra […]

08632904-photo-nettoyer-joints-carrelage-bicarbonate

1) Fanadiovana fitaovana ao andakozia Misy mavomavo ireny ny lovia matetika Araraka amin’ny éponge mando ny karibonetra dia kosehina amin’iny ilay tasy Sasana toy ny mahazatra avy eo 2) Manala arafesina (rouille) ny karibonetra Maka vinaigre iray sotro lehibe atao anaty bol kely dia ampianarana karibonetra iray sotro kely Kosehina amin’iny ilay faritra arafesina Raha […]

bicarbonate-de-soude

1) TSY miaraka mihitsy ny rano mafana sy karibonetra fa vao maika manimba 2) Manadio sy manafotsy nify, ary tsy maha maimbo vava, na mauvaise haleine Rehefa avy miborosy nify dia ontsanina amin’ny ranona karibonetra ny vava Karibonetra ampahefatry ny sotrokely atao anaty rano tapaky ny kaopy 2) Manala fofona ny karibonetra, azo atao solona […]

linge-blanc

Rehefa misasa matetika ny lamba fotsy dia ela ny ela dia makafoka ny lokony na somary mia-mavo Mba Hitazonana an’izay loko fotsy botsiakaa izay ary dia ireto misy torohevitra vitsivitsy atolotray ho anao. Voasary Makirana : Mitazona ny lokon-damba fotsy ny voasary makirana ary manome hanitra ihany koa toy izao ny fanaovana azy . Rehefa […]

XVM2b1e9146-bec5-11e5-9356-acfdcf60c4fe

  Mitazona loto be ny « joints » aminy carreaux  Manimba ny hatsaran’ilay carreaux iray manontolo rehefa maloto Lasa manana endrika voretra . Mitazona microbe ihany koa ny loto mijanona aminy joints , ka tsara raha diovina matetika Anisan’ny fanadiovana mahomby ny coca cola Tsotra ny fampiasanao azy : Raraho coca cola ny faritra tianao hadio dia […]

nettoyage frigo

Ny akora hanadiovana frigo dia tena saropady , tsy azo asina savony na produit chimique satria fitahirizana sakafo mantsy ny frigo ka noho izany dia tsara raha akora natoraly no hampiasaina Mba hanadiovana sy hanalana ny fofona dia ireto no anfagaroy: * Eau gazeuse 500ml * Sira 2 sotrobe * Ranomboasary makirana 1 Rehefa avy […]

savon-cendre

Raha tsy tianao ny mampiasa irony insecticide misy produit chimique irony dia afaka manamboatra ianao ao an trano. Mba hamonoanao ny biby kely ao antrano ary dia ireto avy no ilainao * Savony gasy anakiray kelikely (ilay boribory iray manontolo) * Vinaigre fotsy 4 sotro * Rano mafana 1 litre * tavohangy misy lohany fitsifirana […]

belamod

  Ny slipo sy ny soutien dia tena saropady tokoa eny na ny ba kiraro koa aza Betsaka ny olona no mandona ny slipo na ba kiraro na soutien ao anaty koveta kely ao aminy douche rehefa misasa ka rehefa miangona betsaka vao sasana. Tsy mahasalama anefa izany ary mora maimbo ihany koa ny vovontsavony […]

limace-une

  Sady marikoriko no sady masosotra ny mahita an’ireny Dinta ireny mandady ao andakozia na ao aminy douche . Matetika izy ireny dia aminy toerana mando no ahitana azy. Manimba ny voly ao anjaridaina koa izy ireny Ireto aza misy torehevitra kely ahafahanao misoroka sy mamono azy LAVENONA Ho an’ny eo an jaridaina na aminy […]

6269115281_500581057e_b

*Ary atao fanadiovana ny ratra ihany koa * Manala ny microbe manodidina ny ratra ny savon de marseille ka toy izao ny fampiasa azy : Alaivo ny huile d’olive Ataovy ao anaty vera na boite na yaourt dia fenoy eo aminy atsasany Avelao ilona ao ny savon de marseille mandritra ny tapak’andro Hosory an’io fangaro […]