TOROHEVITRA TSOTSOTRA ILAINA HO AN’IREO MANANA ANKIZY KELY

.
Raha sendra manavy : amin’ny alina dia maka bà kiraro vontosana vinaigre de cidre atao amin’ny tongony
-Kohaka:maka ranona voasary makirana tapany dia asiana tantely 2 sotro kely,somary afanaina kely
-Tenda:manao gararaka amin’ny ranon-tsira matimaty
-Marary loha:mievoka rano mafana atao anaty bol asiana vinaigre de cidre na huile essentielle menthe poivrée
-Kaikitry ny bibikely:maka karibonetra asiana rano kely(atao paty)ahosotra amin’ilay faritra
-Fanalana hao:hosorana mayonnaise dia avela adiny 2 raha maharitra ilay zaza,hogoina ny volony alohan’ny hanasana azy
-Coup de soleil:vahona,efa misy karazany maro ny gel Aloe Vera eny amin’ny pharmacies,tsara tehirizina foana fa azo atao amin’ireny zaza tsy mahazaka couche ireny ka masaka ny hoditra
Maso menamena:asiana nono mitete ho an’ny zazakely
-Sofina:mba hiarovana ny mikraoba rehefa alohan’ny hilomano ny ankizy dia alaina ny vovondandihazo(coton)asiana vinaigre dia diovina amin’iny ny sofiny
.
Manampy antsika ireo fa ny tena tsara dia manantona mpitsabo ihany rehefa marary.

627211bbdort11

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Daniel Linot

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE