Te ho ngeza ?

Ho anareo zay te ho ngeza ndray fa tsy régime foana Kosa ve!

ZAVATRA ILAINA

1 Cuillère à soupe de noix
2 Kiri (fromage)
2 Akondro
1/2 l ronono
2 sotrokely tantely
1 sotro oditra voasary (zeste)


Mixenao miaraka ireo dia sotroinao

1 verre aorinan’ny sakafo maraina

 1 vera aorinan’ny sakafo atoandro

zany hoe in-2 isan’andro enao 

Misotro isan’andro mandritra ny 1 volana na mandra pahazo ny angeza tinao


2/ Mihinanà ihany koa sahobakaka ilay fihinana indrindra hoan’ny zaza tsy mety mahazo aina ireny
Mirary soa !
MBA HO FANAMPIANAO NY HAFA DIA PARTAGEO HATRANY! 

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE