Mampaniry ny volo sola

Ary mampatevina ny manify ihany koa

RÉSULTAT DANS 15 à 21 JOURS 

Nefa miankina aminy fahazotoanao manao azy ihany

✔ LES INGRÉDIENTS

1/2 verre de jus de betterave
1 jaune d’oeuf
1 cuillère à soupe d’huile d’olive
1 cuillère à soupe d’huile de jojoba
Moitié de shampoing de bébé  na Shampoing doux

Eto dia tsy mampiasa shampoing hafa satria efa shampoing io fa enao no manamboatra azy fotsiny sans produit chimique

✔ PRÉPARATION
Mba hazonao ilay jus de betterave dia mampangotraka betterave 10 isa @ rano 1L ary tsy avela raha tsy lasa 1/2 L ilay rano nampangotrahana azy!

Vita zay dia maka 1/2 verre enao ary afangaro!
Ary hafangaro @ ilay ingrédients rehetra rehefa nangatsika ilay jus 1/2 verre iny
Iny no atao fanasana ilay volo mandritra ny 15 à 21 jours dia tsy mampiasa produit chimique @ volo arytsy manao volo koa mandritra ny traitement Zay atao
AFAKA MAMPIASA AZY NA LAHY NA VAVY NA KELY NA LEHIBE PRODUIT NATUREL IO

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE