Lissage : Ny fanaovana azy @ fomba natoraly

Manomboka zao dia mihaina @ naturel daholo ny volo fa tonga h@ lissage

Ireto avy ary ny zavatra 3 hataonao  


1 Citron
2 cuillère à soupe de lait de coco
3 cuillères à soupe fécule de maïs ou farine de maïs


FIKARAKARANA 

Afangaro miaraka ilay lait de coco & jus de citron

Avy eo mixena miaraka ary ny farany dia atao @ afo  malefaka mba hanome crème ilay fangaro eto !

Avela  matimaty  vao hampiasana


FOMBA FAMPIASA AZY
Osorana @ volo mandritra ny 2 heures ary fonosina serviette chaude .

Ary kobanina @ rano normale avy eo
ANDRAMO FA NAHASOA NY HAFA ARY PARTAGEO HO ANY HAFA KOA

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE