Fomba fanesorana Varisy




Voninkazo Calundela

calendula-flower

  • Maka ravinio voninkazo calendula io enao
  • 2 Sotro lehibe ny beurre (2cas de beurre)
  • Sasanao ilay ravina ary tetehanao madinika rehefa nosasana ! (sasana vao tetehana)
  • Endasinao miaraka @ ilay dobera 2 sotro fihinana ilay ravina tsy atao may fa ny menaka azo @ ilay ravina no hampiasana eto!
  • Tsihifinao ilay menaka ary avelanao mangatsika vao hatao menaka fanorana ilay varice Zay menaka azonao eo!
  • Atao 2 fois par jour

 

Vinaigre de cidre

1948118-inline

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Atao fanorana ilay varice ary avela milona kely 10 MN vao sasana @ rano mangatsika


lait_de_chevre_lactel_bp_1l_ecreme_3d_-_copie

 

 

MUS-1067_A-v1

 

 

  • Rapenao ny savony natokana hoan’ny zaza
  • Afangaronao @ ilay lait de chèvre ary atao fanorana
  • Azy isakiny Hariva

Tondrahana rano mangatsika

ban-tiya-thai-massage

  • Isakiny avy manao kiraro avo ny fe mihidina ary atao mandritra ny 2 mn
  • Avy eo ataonao ambony toerana ilay tongatrao iny zany hoe manisy ondana enao!

Torohevitra nalaina tao aminy pejy Fb an’i Mamitina Rakotomanana

 

PARTAGER&LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)