Fomba fanafotsina helika

ZAVATRA ILAINA

2 sotro poudre charbon naturel
1 sotro tantely

 

FIKARAKARANA

  • Afangaronao ireo dia osorana @ ilay HELIKA
  • Avela mandritra ny 30 minutes
  • Avy eo  kosehena kely vao  sasana @ rano matimaty 
  • Izay no atao 1 à 2 isan’kerinandro


2-Diloilo coco

Osorana isakin’ny avy manao bain ny alinamaraina vao sasana


3/Ranomboasary makirana sy karbonetra

Zarainao 2 ilay citron dia rarahanao bicarbonate ary kosehena @ Zay faritra tianao ho fotsy!
Izay no atao 1 à 2 fois par semaine

Bicarbonate eny @ pharmacie mba tsy hampisy problème​ hafa avy eo!


MBA HO FANAMPIANAO NY HAFA DIA PARTAGEO HATRANY

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy FB an’i Mme Mandanirina Anaïs

LAISSER VOTRE COMMENTAIRE