Fanalana ny kibo roroha avy niteraka

NY FAMPIHENANA KIBO
Maro ny vehivavy avy niteraka no misy roroha na miroraka ny kibo (bouée) .

Anisan’ny tavy sarotra alana ny tavy amin’ ny kibo
Misy karazana tavy maromaro mahazo ny kibo.

NY KIBO RENY AVY NITERAKA.
Rehefa avy niteraka ny vehivavy dia misy elaela vao tafaverina amin’ny laoniny ny taova ao anaty .

Mavesatra ny tranonjaza ary miroraka .

Eo @ 6 herinandro eo ho eo vao azo lazaina fa miverina @ laoniny ny taova reetra .

Ka tokony haharitra kely ny reny vao manantena ny fiverenan’ny kibo ho fisaka.
3 volana aty aoriana vao tsara manao fanatanjahantena (abdominaux).Fa aza maika loatra hamerina bika fa manjary lasa miteraka stress .


TOROHEVITRA 
Fihinanana menaka trondro dia anisan’ny manala ny tavy avy @ hormone de grossesse.

Menaka oliva sy menaka noix manome hery ireo ary misintona ny menaka ratsy tavela tamin’ ny fitondrana vohoka.
-Ny 3 volana aorian’ny fiterahana maka aina tsara aloha fa tsy tsara manao asa mafy loatra.

 

Torohevitra nalaina tao aminy pejy Fb an’i Mamitina Rakotomanana

PARTAGER&LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)