Savony gasy atao « insecticide »

Raha tsy tianao ny mampiasa irony insecticide misy produit chimique irony
dia afaka manamboatra ianao ao an trano.

Mba hamonoanao ny biby kely ao antrano ary dia ireto avy no ilainao

  • * Savony gasy anakiray kelikely (ilay boribory iray manontolo)
  • * Vinaigre fotsy 4 sotro
  • * Rano mafana 1 litre
  • * tavohangy misy lohany fitsifirana (spray)
  • *Afaka asinao huile essentielle hapamanimanitra azy

Afanao ny rano , arotsay ao ny fangaro
Afaka tonga dia ampiasainao avy hatrany

P149614

 

PARTAGER & LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)