Labiera hamonoana Dinta na lailosy

 

Sady marikoriko no sady masosotra ny mahita an’ireny Dinta ireny mandady ao andakozia
na ao aminy douche .
Matetika izy ireny dia aminy toerana mando no ahitana azy.
Manimba ny voly ao anjaridaina koa izy ireny

Ireto aza misy torehevitra kely ahafahanao misoroka sy mamono azy

la-cendre-de-cheminee-se-transforme-en-produit-vaisselle-et-engrais-700x434

LAVENONA

Ho an’ny eo an jaridaina na aminy voninkazo dia asio lavenona eo ambon’ny tany haniriny
Tsy tian’ny Lailosy ireny fa mapitsôka azy

 

 

 

1276464208796_photo_biere_3734560_3771199

LABIERA

– Raha ao antrano indray dia mangala lovia dia asio labiera
ataovy eo aminy toerana handalovany aminy alina , ho voasiton’iny fofona labiera iny izy
ka ho voanfandrika ao

 

 

 

 

Kudos-Blends-posts-85-US-sales-increase-on-strong-sodium-reduction-demand_medium_vga

SIRA

-Tsy tian’ny Lailosy ka rehefa aminy alina iny vita ny sasa lovia sy madio ny lakozia
dia alaivo ny sira ataovy eo ambon’ny eponge ka osory ny manodidina ny fanasana lovia sy ny toerana mandomando

 

 

 

PARTAGER & LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)