Karibonetra manadio ny ao an-trano

1) Fanadiovana fitaovana ao andakozia

Egouttoir-vaisselle-Porte-ustensiles-amovible-croquis

  • Misy mavomavo ireny ny lovia matetika
  • Araraka amin’ny éponge mando ny karibonetra dia kosehina amin’iny ilay tasy
  • Sasana toy ny mahazatra avy eo

2) Manala arafesina (rouille) ny karibonetra

Old Key

  • Maka vinaigre iray sotro lehibe atao anaty bol kely dia ampianarana karibonetra iray sotro kely
  • Kosehina amin’iny ilay faritra arafesina
  • Raha matevina ilay rouille dia avelao hilona eo mandritry ny alina
  • Ny maraina manao fangaro vaovao indray dia kosehina tsara avieo ary sasana

3) Manadio sy mampangirana

big

  • Carreaux
  • Manafotsy ny vilany

4) Manadio lamba apina karibonetra

eureka-Linge-repasse

  • Iray sotro lehibe ny rano hanakobananao lamba dia lomana kely ao
  • Raha misy tâche dia manao pâte amin’ny karibonetra aloha dia hosorana eo amin’ny faritra misy tache
  • Avela hilona dia sasana toy ny mahazatra avieo.

5) Manadio firavaka ihany koa izy

bijou-fantaisie

  • Volamena, volafotsy, ny fantaisie sasany misy mahazaka misy Tsia
  • Atao pâte ny karibonetra dia lomana ao ny firavaka
  • Avy eo kosehina ao anaty tanana
  • Kobanina rano tsotra avy eo mangirana be
Torohevitra nalaina tao aminy pejy Fb an’i Mamitina Rakotomanana

PARTAGER&LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)