Fangaro vita aminy sira hanadiovana Frigo

Ny akora hanadiovana frigo dia tena saropady , tsy azo asina savony na produit chimique
satria fitahirizana sakafo mantsy ny frigo ka noho izany dia tsara raha akora natoraly no hampiasaina

Mba hanadiovana sy hanalana ny fofona dia ireto no anfagaroy:
* Eau gazeuse 500ml
* Sira 2 sotrobe
* Ranomboasary makirana 1

Rehefa avy esorinao daholo ny sakafo sy ny casier rehetra dia sasao aminy rano tsotra madio aloha
ny frigo

Avy eo asio ny fangaro ny eponge ary   hanakobananao tsara ny frigo

Tadidio fa ny sakafo ao anaty frigo moa dia mora mifindra ny fofona ka mba tsy ampifindra dia tsara foana mampiasa
film alimentaire hanaronana ny ambin-tsakafo tsy lany .

 

466216-1-eng-GB_fridge-freezer-960x420

 

PARTAGER & LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci

:)