Coca cola hanadiovana carreaux

blanchir-joint-vinaigre-blanc

 

Mitazona loto be ny « joints » aminy carreaux 
Manimba ny hatsaran’ilay carreaux iray manontolo rehefa maloto

Lasa manana endrika voretra .

Mitazona microbe ihany koa ny loto mijanona aminy joints , ka tsara raha diovina matetika

  • Anisan’ny fanadiovana mahomby ny coca cola
    Tsotra ny fampiasanao azy :

Raraho coca cola ny faritra tianao hadio dia avelao hilona eo mandritra ny 10 minitra
avy eo somary koseho aminy borosy nify ilay joints ary farany dia koabo aminy rano matimaty
Ny coca cola mantsy dia misy asidra mahery sy produits chimique afaka ampiasainao aminy fanadiovana ao antrano
toy ny WC , Lavabo ….

  • Toy izay ihany ko ny carbonetra sy ny vinaigre fotsy

Rehefa ampiarahana ireo akora ireo dia mahazo fangaro manadio .

Raha hanadio izay joints zay ianao dia maka :
* Karbonetra 8 sotro lehibe afangaroy ao anatiny vinaigre 20cl
*Hosory ny faritra tianao hadio ary avy eo dia koseho aminy borosy nify toy izay ihany alohan’ny hanakobananao azy

  • Toy izay ihany koa ny dentifrice

Hosory tsara avy eo dia  koseho ohatran’ireny miborosy nify ireny ihany avy eo kobano
dia hiverina ho fotsy ny joints -ny carreaux anao .

 

 

PARTAGER&LAISSER VOTRE COMMENTAIRE

Merci :)