Ahoana ny fomba hikolokoloina ny canapé hoditra « CUIR « ?

Anisan’ny akora tena tsara ary mafy ny hoditra , kanefa kosa na izany aza dia mila fikojakojana izy ireny
mba hadio sy hangirana ho toy ny vaovao foana.

Ireto ary misy torohevitra vitsivitsy ahafahanao mikolokolo ny canapé sy fanaka vaita aminy hoditra

SAVONIN-ZAZAKELY

g_1272437_gel-tres-doux-2-en-1-pour-corps-et-cheveux

Ny savonin-zazakely dia tena malaefaka ary tsy misy colorant izay met hifindra aminy canapé
Maka :
-1l rano mafana
-15ml savon bébé
-6 Gouttes vinaigre

Afangaroy ny akora rehetra
Alony ao ny chiffon na lambakely
Avy eo fihazo
Fafao moramora ny faritra rehetra tinao ho diovina
Avy eo avelao ho maina

HUILE ESSENTIELLE VOASARY MAKIRANA

catalogue_he_citron_bio_4

Sady tsara fofona no miaro ny hoditra ny huile essentielle voasary makirana
toy irao no fanoavana azy
Maka :

-120ml vinaigre
-15 à 20 gouttes huile essentielles citron

Io fangaro io no handemanao ny chiffon avy eo dia hamafana moramora ny faritra tianao ho diovina

SAVOKA AVY AMINY TANTELY

cire-abeille

zavatra ilainao

-savoka avy aminy tantely
-Beurre de cacao
-Huile d’amande douce

Fikarakarana
-Arotsay ao anaty vilany ny akora rehetra
-Afanaina fa tsy avela hangotraka
-Rehefa miempo daholo dia afaka esorinao amin’izay
-Avelanao hangatsika 30-40mn eo zany hoe averina hivaingana indray
-Avy eo dia raisinao aminy tanana (hitsonika ilay izy eny antananao)
-Hosoranao aminy faritra tianao diovina (aminy tanana fotsiny)